|
|
|
|

Teny iditra1 rononomandry
Singan-teny  2ro, 3nono, 4mandry
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7butter.
8Lit.
9milk lying down.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10lait concentré. [1.13]
Ohatra  11 Teo an-dovian' andriana no nitondrany rononomandry. [2.996#]
12 Ny rononomandry rotsahana tanteli-fasika koa no voahangin-kanina. [1.437#]
Voambolana  13 Toe-karena: hanina
Lahatsoratra  14Randzavola: rononomandry ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11