|
|
|
|

Teny iditra1 rongaronga
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitomboana haingana, faharorohana ao anatin' ny fotoana tsy ela. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Croissance rapide, comme celle des pousses de bambou, de l'inflorescence des Agaves, etc.. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  9 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  10 rangorango, 11 rongaronga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19