|
|
|
|

Teny iditra1 mirongaronga
Fototeny  2rongaronga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitombo haingana, maroroka izaitsizy ao anatin' ny fotoana tsy ela: Mirongaronga erỳ ity zanakao faralahy ity. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mirangorango, 9 mirongaronga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12