|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 robo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] fampirisihina, doka
[1.78] 4 [Bezanozano] doka, fandokafana [1.78] 5 [Tanala] doka, dokadoka [1.78] 6 Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 16 robo |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Antambahoaka] hoby, fihobiana
[1.78] |
| Tovy hevitra | 19 fandroboana |
| Teny iditra (3/3) | 20 robo |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 [Betsileo] Mets préparé avec des patates douces cuites avec du lait. Très apprécié des enfants et des personnes âgées.
[1.196] |
| Voambolana | 23 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 24 bôro, boro, robo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|