|
|
|
|

Teny iditra1 miroatra
Fototeny  2roatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miseho betsaka indray miaraka: Miaramila ampolony maro no niroatra nivoaka ny zohy lava fierena.
5Mihoa-pefy, mihoatra ny fefiloha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to rush upon from ambush. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7déborder, paraître tous à la fois. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mairotra, 14 maoritra, 15 martiora, 16 miraotra, 17 miroatra, 18 mitroara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02