|
|
|
|

Teny iditra1 roalahy
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 Koa dia naongan'ny voninahiny izy roalahy, noho ny fahadisoany. [2.59]
4 Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5]
5 Mandinika ny vilona nohaniny izy roalahy niasa tontolo andron' ny omalin' iny. [2.470]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  8diôdy roalahy

Fivaditsoratra  9 ahalory, 10 ilaharo, 11 lahiroa, 12 roalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08