|
|
|
|

Teny iditra1 ritsoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha.
4Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5chuchotement. [1.3#538]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 kositra, 24 ritsoka, 25 sikotra, 26 sokatry, 27 sokitra, 28 tsikora, 29 tsorika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02