|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miritsoka |
| Fototeny | 2ritsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mibitsika, milaza zavatra mangingina.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Ity rivodrovotra an-tanin' olona mitsoka maraina dia mitambolona Hariva ny andro vao mba miritsoka [Ny Havana] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 miritsoka, 11 misokatry, 12 misokitra, 13 mitsorika, 14 tsimorika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|