|
|
|
|

Teny iditra1 ringana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tapitra voa, na maty avokoa, maty daholo, lany ripaka, fongana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4consumed, destroyed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5exterminé, massacré. [1.3#535, 1.8]
6détruit par un fléau, comme la guerre, l’épidémie, la grêle. [1.3#535]
Ohatra  7 ringana daholo izahay. [2.472#]
8 ho ringana eto isika raha iroatany asiana eto. [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26lany ringana

Fivaditsoratra  27 rangina, 28 ringana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08