|
|
|
|

Teny iditra1 fandringanana
Fototeny  2ringana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandravana, fanimbana tanteraka, fandevonana ka tsy misy avala hitsangana na iray aza, fandripahana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12