|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rija
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3rigueur. [1.13, 1.5.fr#242]
4compacité. [1.5.fr#242]
Kamban-teny rehetra  5rijanteny

Teny iditra (2/2)6 rija
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Hira atao miaraka amin' ny dihy mitoto tany fanaon' ny Betsileo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9chanson betsileo. [1.5.fr#242]
Ohatra  10 Indreny ny ankizy tao an-tanàna nilahatra nihira sy nandihy, nanao rija, hoy izy tompon-tany. [2.499#42]

Fivaditsoratra  11 jary, 12 jira, 13 rajy, 14 rija

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08