|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rifatra |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahitany mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4fled, run away.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qui s'est enfuit, envolé, échappé: Notairina ny vorona ka rafitra (On a épouvanté les oiseaux et ils se sont enfuis).
[1.3] 6qui fuit, qui s'envole. [1.8] |
| Ohatra |
7 Mipetraha ianao raha hipetraka, - tahaka ny tsy reny akory ny fanontanian' ny vavy sady rifatra nandeha ihany izy.
[2.470]
8 dia samy nahafaty lehilahy iray avy izy ireo, ka rifatra nandositra ny Siriana, nefa nenjehin'Israely. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 32rifatra mandositra |
| Fivaditsoratra | 33 faratry, 34 faritra, 35 firatra, firàtra, 36 rafitra, 37 rifatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|