Teny iditra | riam-bato | |
Singan-teny | riana ; vato | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny rano mivarina amin' ny haram-bato [1.1] | |
Ohatra | Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
[2.499] | |
Fivaditsoratra | itambaro, riam-bato |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |