|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rey |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Mahagaga io lainga io, rey olona.
[2.4]
|
| Teny iditra (2/2) | 4 Rey |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Rei.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Reï.
[2.996] |
| Voambolana | 8 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 9Toko sy andininy momba Rey |
| Fivaditsoratra | 10 ery, erỳ, 11 Rey, rey, 12 rie |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|