|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 resaka matavy |
| Singan-teny | 2resaka, 3matavy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny sy resaka manodoka manambara zavatra mahasoa sy mahafinaritra, nefa dia izay ihany fa tsy misy fahatanterahany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|