|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 renin-jaza |
| Singan-teny | 2reny, 3zaza |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana.
6ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana. 7iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision.
9celle qui donne sa fille en mariage. 10sage-femme. [1.3#525] |
| Ohatra |
11 Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza.
[2.528#]
12 nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245#] |
| Voambolana | 13 Fifandraisana: fianakaviana 14 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|