|
|
|
|

Teny iditra1 renikely
Singan-teny  2reny, 3kely
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny. [1.1]
6rafozam-bavy. [Bezanozano] [1.78]
Ohatra  7 Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. [2.270#]
8 Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. [2.245#]
Voambolana  9 Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  10rinikely
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 kelireny, 13 kely reny, 14 renikely

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02