|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 reniakoho |
| Singan-teny | 2reny, 3akoho |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a hen..
[1.2] |
| Ohatra |
6 Tsy miompy na omby iray aza, izy, reniakoho dimy na enina angamba no velomin-dRasana vadiny.
[2.332#]
7 Aiza ery izy milaza ny fahaizako nifidy ny karazan' ondry tsara sy ny reniakoho manatody lava. [2.643#] |
| Voambolana | 8 Haibiby: vorona 9 Toe-karena: fiompiana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|