|
|
|
|

Teny iditra1 rendremana
Fototeny  2rendrika
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Almost asleep, heavy with sleep. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6à moitié endormi, endormi. [1.8]
Tsipelina hafa  7rendrehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19