|
|
|
|

Teny iditra1 rebirebena
Fototeny  2rebireby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa.
5Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10arebireby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12