|
|
|
|

Teny iditra1 arebireby
Fototeny  2rebireby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avezika atsy avezika aroa: Narebirebin-dRakoto ny zanany.
5Adalaina, fitahina: Tsy azonao arebireby aho.
6Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza arebireby amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa.
7Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Narebirebin' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8Qu’on trouble, qu'on embarrasse, qu'on égare, qu'on dupe. [1.3#519]
Ohatra  9 azo arebireby sy kolikolena amin' ny fitiavam-boninahitra sy ny volan-Jodasy [1.342#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14rebirebena

Fivaditsoratra  15 arebireby, 16 beriberia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12