|
|
|
|

Teny iditra1 razandry
Singan-teny  2ra-, 3zandry
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zandrin' ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6younger brother or sister (term of respect). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7frère ou soeur cadet (terme respectueux). [1.8]
Ohatra  8 Razoky va no manitra voan-kazo?
sa razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy Razoky no manitra voan-kazo
tsy razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[2.131]
Voambolana  9 Fifandraisana: fianakaviana 10 Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12