|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Razakabezafy |
| Sokajin-teny | 2 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Amboakelin-drazakabezafy : omen-dranombary tsy tia, fa ny volom-bodin-trano indray no lelafina.
[2.558]
|
| Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|