|
|
|
|

Teny iditra1 ray nanangana
Singan-teny  2ray, 3manangana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5lehilahy niseho teo anatrehan' ny fokonolona sy ny fanjakana ho nanjanaka zaza iray izay ho afaka handova azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12