|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ravin-taratasy |
| Singan-teny | 2ravina, 3taratasy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny felan' ny taratasy fanoratana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 ka dia marina tsara ny fitoviany, na ny ravintaratasy, na ny fiteny ao anatiny, na ny sonian' Itompokolahy.
[2.366#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|