|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ravindamba |
| Singan-teny | 2ravina, 3lamba |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5lamba jerena amin' ny maha-fitambaran' ny kofehy -- tenany sy fahany -- mifampidipiditra: Aleo mividy ravindamba dia mampanjaitra izany ho akanjo, toy izay mividy akanjo efa vita.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6piece goods.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7pièce de tissus.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Raha tsy ireo olomahay ireo dia tsy ho nisy, na ny jiro manazava antsika amin' ny alina na ny ravindamba maro dia maro anaovan-tsika fitafiana.
[2.332#]
9 Afa-tsy ny fitafiana izay matetika mbola ravindamba vita teto an-toerana ihany koa, dia vokatry ny tany avokoa ireo rehetra ireo, ka vola tsy hivoaka an'i Madagasikara ny vo)a nividianana azy. [2.503#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|