|
|
|
|

Teny iditra1 ratsy fanahy
Singan-teny  2ratsy, 3fanahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5a) olona tsy mahay mitondra tena sy tsy mahalala ny rariny; b) olona masiaka sy lozabe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Of evil disposition, malevolent, malicious.. [1.2]
7bad, wicked, unpleasant, of a mean or evil disposition. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8mauvais, méchant, dont la conduite est mauvaise. [1.3]
9méchant, pervers. [1.8]

Fivaditsoratra  10 fisitrahana, 11 ratsy fanahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12