|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ranovelona |
| Singan-teny | 2rano, 3velona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 rano velona |
| Singan-teny | 7rano, 8velona |
| Sokajin-teny | 9 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
10rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation.
[1.2] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 rano velona, ranovelona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|