|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rangory fototry ny afo |
| Singan-teny | 2Rangory, 3fototra, 4afo |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Ohatra |
6 Izany mihitsy no rangory fototry ny afo tao Imamo tao.
[2.528#126]
7 izay levona satria nampangaina ho rangory fototry ny afon' ny tabataba. [2.113#85] 8 |Handeha hifindra fonenana sy hiova tokantrano Ramatoa izay rangory fototry ny afo, vavahady anton' ny vohitra, ary varavarana anton' ny trano. [2.346##27] 9 izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [2.472#154] 10 Ankoatran' ny antony maro moa, matetika ny afitsok' ireo sasantsasany amin' ny iraka na solotenantsika fitondram-panjakana any ifotony sy Faritra rehetra any no rangory fototry ny afo. [1.368] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|