|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ramanavy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ).
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 5manavy |
| Mpanahaka | 6 fanihy |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 manarivà, manariva, 9 ramanavy, 10 Ramavany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|