|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Rakotonaivo François |
| Singan-teny | 2Rakotonaivo |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Rakotonaivo François (1924-).
5Teraka tany Betatao (Anjojorobe) tamin' ny 10 oktobra 1924. 6Nianatra tao amin' ny Petit Séminaire-Ambohipo, Kolejy Masina Misely-Amparibe, ary Lycée Galliéni izy. 7Nampianatra nandritra ny 14 taona. 8Nanomboka nanoratra tao amin' ny gazety "Anivon' ny Riaka - L' Ile Australe" niandraikitran' Andriamatoa Régis Rajemisa-Raolison. 9Talen' ny gazety Sori-Dalana (1957-1958). 10Tonian' ny Filazam-baovao tao amin' ny Radio-Madagasikara teto Antananarivo, tany Antsiranana sy tany Fianarantsoa. 11Talen' ny Radio-Madagasikara (1976-1978). 12Mari-boninahitra: Chevalier de l'Ordre national Malagasy.. [2.327] |
| Voambolana | 13 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
14 1961 Fianarana jeografia 15 1970 Ny Haintenin'ny Ntaolo 16 1990 Hainteny ankehitriny 17 1990 Le laïcat et la pastorale de la justice et la charité : à Madagascar depuis son indépendance en 1960 18 1993 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina 19 1993 Rakibolana frantsay - malagasy : Dictionnaire français - malgache 20 1997 Ny riba malagasy eran' ny nosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|