|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 soridalana
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 Noho izany, tokony homena toerana bebe kokoa amin' ny soridalana politika ho avy ny zava-manahiran-tsaina amin' ny lafiny fiainam-piarahamonina. [4.27#]

Teny iditra (2/2)4 Sori-dalana
Sokajin-teny  5 anarana (gazety)
Voambolana  6 Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  7 Sori-dalana, soridalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03