|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rakipahalalana |
| Singan-teny | 2rakitra, 3fahalalana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja.
[1.62#861] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6encyclopedia.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7encyclopédie.
[1.66] |
| Ohatra |
8 Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika (Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre, d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot])
[1.66]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|