Teny iditra | raisin > raisina (ray) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be received, to be accepted, to take. [1.2] | ||||||||
To be received, to be taken [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on reçoit, qu'on prend [1.8] | ||||||||
Ohatra | alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raisina io | ||||||||
Fivaditsoratra | isirana, raisina, siraina |
raisin | |||
|
| ||
|
| ||
|
|