|
|
|
|

Teny iditra1 raisina
Fototeny  2ray
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy.
5Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo.
6Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika.
7Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be received, to be accepted, to take.. [1.2]
9to be received, to be taken. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10qu'on reçoit, qu'on prend. [1.8]
Ohatra  11 alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra. [2.472]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16mora raisina
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 isirana, 19 raisina, 20 siraina, 21 Siriana, 22 Syriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02