|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raisaonjo |
| Singan-teny | 2ray, 3saonjo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5[Saonjo, an arum.] A plant, an infusion which is drunk as an antidote to witchcraft; it is also used for a remedy for indigestion..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Nom cité par Malzac (de ray : père ; et saonjo : plante légumière ; elle a la réputation de prospérer tout spécialement aux endroits où poussent ces arbustes).
7Physena madagascariensis Thouars ex Tul. 8(Physenaceae). 9La décoction amère passe pour un remède efficace contre les affections intestinales cholériformes, avec diarrhée profuse. 10Voir aussi mangidy.. [Tankarana, Sakalava] [1.196] |
| Ohatra |
11 Tsy iakarana raisaonjo sy rambilazo, fa hazo mahery fandresy ody mahery ireo, ary amin'ny fahavaratra dia tsy mihinana voasary sy anantsonga.
[2.588#]
|
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody 13 Finoana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|