|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rain'    rain-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe ray
Fanazavàna teny anglisy  3father of. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4père de. [3.1]
Ohatra  5 Izy no rain' i Varindry [2.508#98]
6 Mpanefy mahay tokoa ny rain' i Naboto [2.117#44]
7 Izay rain-dRabetava dia tsy fantatra intsony [2.588]
8 Ianao no rain-janako sy hany malalako indrindra [2.470#173]
Haiendriteny 
9 Tsotra :

Teny iditra (2/2)10 rain    
Sokajin-teny  11 anarana na matoanteny
Fanazavàna teny malagasy  12orana, ranonorana: rain. [1.2, 1.7]
13manorana: to rain. [1.2]
14patraka, patrapatraka: showers or rain. [1.2]
15mivatravatra: to pour down heavily (of rain). [1.2]
16erika: drizzling rain. [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12