|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 railovy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4[Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo.
5It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. 6Dicrurus forficatus, L. 7Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso.. [1.2#491] 8a black songbird. [1.7] 9black crested drongo. [3.1] 10crested drongo. [2.190#303] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11oiseau noir aux beaux chants.
[1.8] 12drongo malgache. [2.191#349] |
| Ohatra |
13 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
| Voambolana | 14 Haibiby: vorona |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 railovy |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17oiseau censé être le roi des êtres à plumes.
[1.54] |
| Ohatra |
18 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
| Voambolana | 19 Finoana |
| Fivaditsoratra | 20 lairovy, 21 railovy, 22 vilaory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|