|
|
|
|

Teny iditra1 raiboboka
Singan-teny  2ray, 3boboka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Poizina avy amin' ny zavamaniry ataon' ny Sakalava amin' ny tendron' ny lefona ka izay voan' ny lefona misy azy io mizihitra ny kibony dia maty.
6Zava-dratsy mampidi-doza: Raiboboka manimba firenena ny fifankahalana ara-poko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7A poison, which produces swelling and death, applied by the Sakalava to their spears.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Préparation à base de bois pourri et de concentrés de plantes toxiques (strychnos, roupellina, etc.) avec laquelle les Sakalava empoisonnaient leurs pointes de flèches et leurs sagaies.
9Les armes ainsi empoisonnées provoquaient, même pour une blessure minime, un gonflement rapide de tout le corps et la mort survenait, souvent après d'horribles souffrances.
10On se protégeait de ces armes empoisonnées par un talisman spécial appelé odi-raiboboka.. [Sakalava, Merina] [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13