|
|
|
|

Teny iditra1 rahavana
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 "Raha ho faty rahavana, matesa raomby, raha ho faty aho, matesa rahavana"; [2.324]
4 Raha ho faty aho matesa rahavana ary raha ho faty rahavana matesa ny omby raha izahay sy ny zanako no hisaraka mikatona ny tany aman-danitra raha ny olona iray no tsy tia dia hitoto koba aho hatavy [2.131]
Haiendriteny 
5 Tsotra :
6 Tovonana :
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 rahavana, 9 ravahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02