|
|
|
|

Teny iditra1 rafotsy
Singan-teny  2ra-, 3fotsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6an appellation of respect in addressing a woman.. [1.2]
7an elderly woman (with white hair). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8vieille femme (aux cheveux blancs). [1.8]
Ohatra  9 Nanatona azy mianaka toa olon-kafa rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: [2.470]
Voambolana  10 Teny fanajana

Fivaditsoratra  11 faritso, 12 fitrosa, 13 fositra, 14 rafotsy, 15 ratsy fo, 16 sifotra, 17 Tryfosa, 18 tsirofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02