|
|
|
|

Teny iditra1 rafaravavy
Singan-teny  2ra-, 3fara, 4vavy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7The name given to the last-born female in a family.. [1.2]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  9rafara

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11