|
|
|
|

Teny iditra1 Rabaha
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Rabaha. [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  4Rabbah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5Rabba. [2.996]
Ohatra  6 hampirehitra afo ao ambonin' ny mandan' i rabaha aho, ka handevona ny lapany izany, eo amin' ny akoran' ady toy ny amin' ny andro iadiana, sy eo amin' ny rivo-mahery mitambolombolona amin' ny andron' ny tafio-drivotra. [2.996#]
Voambolana  7 Soratra Masina

Fivaditsoratra  8 bahara, 9 Rabaha, 10 Rahaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12