|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 poa-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe poaka

Teny iditra (2/4)3 poa
Sokajin-teny  4 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5teny enti-milaza ny feo heno rehefa mandrehoka. [1.1#799]
Fanazavàna teny anglisy  6an interjection of dislike accompanied by spitting. [1.2#421]
Fanazavàna teny frantsay  7exprime le bruit fait en crachant. [1.3#488]
Ohatra  8 Dia mandrora izy hoe: "poa!" [2.69#254]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)10 poa
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra: Poa! ataoko inona akory iny!.
13teny voateny raha maharay zava-maloto ny zaza, ka asaina ariany io voarainy io: Poa! maloto iny fa ario!. [1.1#799]
Fanazavàna teny frantsay  14terme de mépris: fi! fi donc!. [1.3#488]
Ohatra  15 poa toy izay anefa, injay. [2.445#]
Tovy hevitra  16poapoa

Teny iditra (4/4)17 Poa
Sokajin-teny  18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19Puah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20Pua. [2.996]
Voambolana  21 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  22Toko sy andininy momba Poa

Fivaditsoratra  23 opa, 24 Pao, 25 poa, Poa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02