|
|
|
|

Teny iditra1 piritihana
Fototeny  2piritika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampiritihana fotaka, andefasana zavatra mifantsitsitra: Nopiritihan' iny fiarakodia iny fotaka ny lambako. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9piritsihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12