|
|
|
|
Teny iditra
1
piritika
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fipitipitiky ny ranona fotaka lena; fivalanana malemy mipitika.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
manapiritika
,
5
manapiritiha
,
6
mipi
ri
tika
Matoantenin' ny iharana :
7
apiritika
,
8
apiritiho
,
9
tafapiritika
,
10
voapiritika
Matoantenin' ny fameno :
11
anapiri
ti
hana
,
12
ipiri
ti
hana
Anarana :
13
fanapiritihana
,
14
fanapiritika
,
15
mpanapi
ri
tika
,
16
mpipiritika
,
17
piriti
dri
tika
Mpamaritra :
18
mahapiritika
Tovy hevitra
19
piritsika
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19