|
|
|
|

Teny iditra1 pilao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian' ny rindrina tsy vilana na mivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a plumb-line or plummet. [1.2]
Ohatra  5 Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany [2.996]
Voambolana  6 Toe-karena: fanorenana

Fivaditsoratra  7 apoly, 8 Paoly, 9 pialo, 10 pilao, 11 piola

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12