|
|
|
|

Teny iditra1 pibasy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3néflier du Japon, nèfle du Japon (Eriobotrya japonica, Rosaceae. [1.5]
Ohatra  4 Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324]
Voambolana  5 Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  6bibasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12