|
|
|
|

Teny iditra1 petra-bola
Singan-teny  2petraka, 3vola
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5vola apetraky ny olona hampiasaina ao amin'ny fanjarianasa iray. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6stocks, bonds and other commercial papers. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7actions, bons du trésor et autres valeurs. [1.8]
[petrabola] 8placement, épargne; action, titre. [1.13]
Voambolana  9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11