Teny iditra | parasy lafrika | |
Singan-teny | parasy ; lafrika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-parasy madinika, izay manatody any anatin' ny hoditra [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/23 |